Tonga soa e!

Tonga soa e!
Miarahaba anao tonga soa eto @ blogn'ny sarin'ny tanora !
Ireto no solon-tenan'ny kômity lehilahy.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mardi 20 mai 2008 03:09
Modifié le mardi 20 mai 2008 03:20

kômity

kômity
Ireto kosa ny vehivavy e!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mardi 20 mai 2008 03:27

OPERATION MI-SAO !

OPERATION MI-SAO !
Matsiro ny misao, ny mpikarakara koa nazoto...
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mardi 20 mai 2008 04:23
Modifié le mardi 20 mai 2008 04:49

SANDRA

SANDRA
Sady manao misao no mitantana ny bokim-bola !
aza kotabaisina izy e !
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mardi 20 mai 2008 05:52

MISAO - SNS

MISAO - SNS
Nafana fo ny mpikarakara tao, tsy misy nialangalana fa dia samy nikatroka ...
i Mama Haja no chef mpibaiko tao, d ny rehetra mivanitika sy manao raharaha be daholo ! misaotra e!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mardi 20 mai 2008 06:18