MBOLA MISAO KOA ITY

MBOLA MISAO KOA ITY
Dia samy mifanotrona sy nifamoivoy tao daholo ny rehetra ! ny tsena moa mandeha ihany ! misaotra ny tanora tonga nanampy ny mpiandraikitra izahay , ireo tonga "namango" ihany koa ! ireo mpanao asa soa sy "mpampahery ihany koa" , raha izao no mitohy dia handeha ny tsena !
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mardi 20 mai 2008 06:22

Tratry ny taona 2008

Tratry ny taona 2008
Somary tara e?
Fa tsara be ny sarintsika @ilay fiakanjo malagasy t@iny dia tsy naharitra i zk Andry fa nanao montage.
Tsara kosa an!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 29 mai 2008 10:30